AgendaMusique.fr
FestiConcert — AgendaMusique.fr
🎪 Festivals 🎵 Concerts 🗺️ Carte 📍 Régions + Référencer mon event

ROCK BE TSA LEO XIII

📅 du 18 au 20 décembre 2026 · 📍 Fianarantsoa

🎪 Festival rock, moto
🌐 Site officiel
Affiche ROCK BE TSA LEO XIII

📋 Programme

🏍️ Événement moto avec concerts — fiche complète sur MotoAgenda. APPEL OFFICIEL AUX ACTEURS DU ROCK METAL MALAGASY ROCK BE TSA LEO XIII...Rihana Faha 8. 18 • 19 • 20 DECEMBRE 2026 Efa tsy fotoana hanaovana concert fotsiny intsony izao....Tonga ny koka sy Antso ho an’ny tontolon’ny Rock Metal iray manontolo. Amin’ity andiany faha-8 ity, ROCK BE TSA LEO dia manangana sehatra iray mampifandray ny mozika, ny kanto, ny asa famoronana ary ny fiarahamonina, manodidina ny lohahevitra lehibe hoan'ny fiarahamonina : "ADY AMIN’NY HERISETRA" sy ny "VBG". Ny tanjona dia ny hampiseho fa afaka miteny ny zavamisy ara-piarahamonina amin’ny endriny maro ny Rock: amin’ny hira, amin’ny sary, amin’ny akanjo, amin’ny tattoo, amin’ny asa tanana, amin’ny media, amin’ny hetsika ary amin’ny fifandraisana eo amin’ny samy olombelona. Koa antsoina maika ianao mpikirakira ny " KANTO AZO TSAPAINTANANA eto Madagasikara : TARIKA ROCK & METAL ( misy Tarika avy Tana sy Bira ary Fianar efa naneho fahavononana hilalao....). Ary Mbola mila koa isika ireo : MPITENDRY SY MPANAO MOZIKA hampiranty. STUDIO & TECHNICIENS MPANAO HOSODOKO & ARTISTES VISUELS MPANAO T-SHIRT & CRÉATEURS TATTOO & PIERCING ARTISTS MPANAO SIKOTRA, ASA TANANA & MPANAO VY MPANAO DIVAY & ZAVA-PISOTRO MPANAO TSAKY SY SAKAFO JOURNALISTES & MÉDIAS CULTURELS ONG & ASSOCIATIONS MIADY AMIN’NY HERISETRA CLUBS MOTO CLUBS & COMMUNAUTÉS AUTO PHOTOGRAPHES & VIDÉASTES MPANAKANTO SY MPAMORONA ARY IZAY REHETRA MIFANDRAY AMIN’NY KOLONTSAINA ROCK METAL ETO MADAG

📍 Lieu & Infos pratiques

📅 Date
du 18 au 20 décembre 2026
📍 Lieu
LA CHAUDIÈRE — AMBALAMPAISO AMBONY (18/12) ; MENTALY GARDEN / EVASION HÔTEL (20/12), Fianarantsoa
🌐 Web
motoagenda.fr/event/rock-be-tsa-leo-xiii-fbf_81e202e316be9f4

Autres événements dans la région